Entry | 1 tany dilatra |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 tany, dilatra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] tany vonton-drano, fotaka 5 [1.13] [tanidilatra] fotaka sy fakofako entin'ny rano ka miangona amin'ny toerana iray ary mahalonaka azy |
Explanations in English |
6 [1.2] clay, fine soil deposited by a stream or current. See tany manga |
Explanations in French |
7 [1.3] Limon, terre humide 8 [1.13] [tanidilatra] alluvion |
Vocabulary |
9 Geology |
Synonyms | 10 tany ditra |
Anagrams | 11 tain-dalitra, taindalitra, tany dilatra |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |